Levitikosy 1:4 - Baiboly Katolika
Hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny sorona dorana izy, dia horaisina izany mba ho soa ho azy, mba hanaovana fanonerana ho azy.
Jereo ny toko
Hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ny fanatitra dorana manontolo izy, dia hahazoany fankasitrahana izany, hanaovana fanavotana ho azy.
Jereo ny toko
Izay mpanolotra no hametra-tanana eo amin’ny lohan’ilay omby hatao sorona; dia hankasitrahina izany mba hahazoany famelan-keloka.
Jereo ny toko
Izay mpanolotra no hametra-tanana eo amin’ny lohan’ilay omby hatao sorona; dia hankasitrahina izany mba hahazoany famelan-keloka.
Jereo ny toko
Ary hametraka ny tànany eo amin’ny lohan’ny fanatitra dorana izy, dia hahazoany fankasitrahana izany, hanaovana fanatovana ho azy.
Jereo ny toko
Ary hametraka ny tànany eo amin'ny lohan'ny fanatitra dorana izy, dia hahazoany fankasitrahana izany, hanaovana fanavotana ho azy.
Jereo ny toko
Hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ny fanatitra dorana manontolo izy, dia hahazoany fankasitrahana izany, hanaovana fanavotana ho azy.
Jereo ny toko