Levitikosy 8:22 - Baiboly Katolika22 Nasainy naroso koa ny ondralahy anankiray, ny ondralahy fanokanana; ka i Aarôna sy ny zanany nametra-tanana teo ambonin’ny lohan’ny ondralahy aloha, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Dia noentiny nanatona koa ny ondrilahy faharoa, dia ny ondrilahy fanokanana; ary nametraka ny tanany tamin’ny lohan’ny ondrilahy i Arona sy ireo zanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Farany, nasain’i Mosesy nampanatonina ny ondrilahy faharoa, dia ilay ondrilahy hanaovana ny sorona fanokanana; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ilay ondrilahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Farany, nasain’i Mosesy nampanatonina ny ondrilahy faharoa, dia ilay ondrilahy hanaovana ny sorona fanokanana; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ilay ondrilahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Dia nentiny nanatona koa ny ondrilahy anankiray, dia ny ondrilahy fanokanana; ary Arona sy ny zanany dia nametraka ny tànany tamin’ny lohan’ny ondrilahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Dia nentiny nanatona koa ny ondrilahy anankiray, dia ny ondrilahy fanokanana; ary Arona sy ny zanany dia nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny ondrilahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Dia noentiny nanatona koa ny ondrilahy faharoa, dia ny ondrilahy fanokanana; ary nametraka ny tanany tamin’ny lohan’ny ondrilahy i Arona sy ireo zanany. Jereo ny toko |