Levitikosy 16:21 - Baiboly Katolika21 hapetrak’i Aarôna eo ambonin’ny lohan’ny osy lahy velona ny tanany roa, dia holazainy eo amboniny avokoa ny otan’ny zanak’i Israely sy ny fahadisoany rehetra araka izay fahotana nataony, hataony eo ambonin’ny lohan’ilay osy lahy izany ota izany, vao halefany ho any an’efitra izy, hoentin’ny olona efa voaomana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia hapetrak’i Arona amin’ny lohan’ny osilahy velona ny tanany roa ka hekeny eo amboniny ny heloky ny Zanak’Israely rehetra sy ny fahadisoany rehetra, dia ny fahotany rehetra; ary hametraka izany eo amin’ny lohan’ilay osilahy izy ka hampandeha azy ho any an-tany efitra hoentin’ny lehilahy iray izay voatendry ho amin’izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Hapetrany amin’ny lohan’io osilahy io ny tanany roa, ary hotanisainy eo amboniny avokoa ny heloka amam-pahadisoan’ny Israelita, araka ny fahotana rehetra vitany. Hatambesatr’i Aharôna amin’ilay osilahy ireo fahotana rehetra ireo; izay izy vao hampandroaka azy hankany an-taniefitra, hoentina lehilahy anankiray voatendry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Hapetrany amin’ny lohan’io osilahy io ny tanany roa, ary hotanisainy eo amboniny avokoa ny heloka amam-pahadisoan’ny Israelita, araka ny fahotana rehetra vitany. Hatambesatr’i Aharôna amin’ilay osilahy ireo fahotana rehetra ireo; izay izy vao hampandroaka azy hankany an-taniefitra, hoentina lehilahy anankiray voatendry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia hapetrak’i Arona amin’ny lohan’ny osilahy velona ny tànany roa, ka hekeny eo amboniny ny heloky ny Zanak’Isiraely rehetra sy ny fahadisoany rehetra, dia ny fahotany rehetra; dia hametraka izany eo amin’ny lohan’ny osilahy izy ka hampandeha azy ho entin’ny lehilahy voatendry hankany an-efitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia hapetrak'i Arona amin'ny lohan'ny osilahy velona ny tànany roa, ka hekeny eo amboniny ny heloky ny Zanak'Isiraely rehetra sy ny fahadisoany rehetra, dia ny fahotany rehetra; dia hametraka izany eo amin'ny lohan'ny osilahy izy ka hampandeha azy ho entin'ny lehilahy voatendry hankany an-efitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia hapetrak’i Arona amin’ny lohan’ny osilahy velona ny tanany roa ka hekeny eo amboniny ny heloky ny Zanak’Israely rehetra sy ny fahadisoany rehetra, dia ny fahotany rehetra; ary hametraka izany eo amin’ny lohan’ilay osilahy izy ka hampandeha azy ho any an-tany efitra hoentin’ny lehilahy iray izay voatendry ho amin’izany. Jereo ny toko |