Levitikosy 16:20 - Baiboly Katolika20 «Rehefa vita ny fanonerana ho an’ny fitoerana masina sy ny trano lay fihaonana ary ny ôtely, dia hateriny ny osy lahy velona; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an’ny fitoerana masina sy ny tranolay fihaonana ary ny alitara dia hampanatoniny ilay osilahy velona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 «Rehefa tapitra ny fombam-pivavahana fanadiovana ny Toeramasina Indrindra sy ny faritra sisa amin’ny Tranolay fihaonana ary koa ny alitara fisoronana, dia ilay osilahy mbola velona no hatolotr’i Aharôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 «Rehefa tapitra ny fombam-pivavahana fanadiovana ny Toeramasina Indrindra sy ny faritra sisa amin’ny Tranolay fihaonana ary koa ny alitara fisoronana, dia ilay osilahy mbola velona no hatolotr’i Aharôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an’ny fitoerana masina sy ny trano-lay fihaonana ary ny alitara, dia hampanatoniny ny osilahy velona. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an'ny fitoerana masina sy ny trano-lay fihaonana ary ny alitara, dia hampanatoniny ny osilahy velona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an’ny fitoerana masina sy ny tranolay fihaonana ary ny alitara dia hampanatoniny ilay osilahy velona. Jereo ny toko |
hapetrak’i Aarôna eo ambonin’ny lohan’ny osy lahy velona ny tanany roa, dia holazainy eo amboniny avokoa ny otan’ny zanak’i Israely sy ny fahadisoany rehetra araka izay fahotana nataony, hataony eo ambonin’ny lohan’ilay osy lahy izany ota izany, vao halefany ho any an’efitra izy, hoentin’ny olona efa voaomana.