Levitikosy 8:14 - Baiboly Katolika14 Dia nasainy naroso ny ombalahy hatao sorona noho ny ota, ka i Aarôna sy ny zanany nametra-tanana teo ambonin’ny lohan’ny ombalahy hatao sorona noho ny ota. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Noentiny nanatona koa ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana. Koa nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana i Arona sy ireo zanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Avy eo nasain’i Mosesy nentina ny ombilahy hatao sorona fanalana ny ota; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ilay ombilahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Avy eo nasain’i Mosesy nentina ny ombilahy hatao sorona fanalana ny ota; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ilay ombilahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary nentiny nanatona koa ny vantotr’ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin’ny lohan’ny vantotr’ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary nentiny nanatona koa ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Noentiny nanatona koa ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana. Koa nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana i Arona sy ireo zanany. Jereo ny toko |
hapetrak’i Aarôna eo ambonin’ny lohan’ny osy lahy velona ny tanany roa, dia holazainy eo amboniny avokoa ny otan’ny zanak’i Israely sy ny fahadisoany rehetra araka izay fahotana nataony, hataony eo ambonin’ny lohan’ilay osy lahy izany ota izany, vao halefany ho any an’efitra izy, hoentin’ny olona efa voaomana.