Levitikosy 8:13 - Baiboly Katolika13 Nasain’i Môizy nanatona koa ireo zanak’i Aarôna dia nampiakanjoiny ny tonîka, nohetràny fehikibo, ary nafatony teo amin’ny mitra, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia nampanatonin’i Mosesy koa ireo zanak’i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, nasiany fehikibo, dia nampisatrohany, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Dia nampanatonin’i Mosesy koa ireo zanakalahin’i Aharôna ka nampiakanjoiny akanjo lava sy noetràny fehikibo ary nametrahany satroboninahitra, araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Dia nampanatonin’i Mosesy koa ireo zanakalahin’i Aharôna ka nampiakanjoiny akanjo lava sy noetràny fehikibo ary nametrahany satroboninahitra, araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary dia nentin’i Mosesy nanatona koa ny zanak’i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, ary nasiany fehin-kibo, dia nampisatrohiny, araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary dia nentin'i Mosesy nanatona koa ny zanak'i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, ary nasiany fehin-kibo, dia nampisatrohiny, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Dia nampanatonin’i Mosesy koa ireo zanak’i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, nasiany fehikibo, dia nampisatrohany, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny toko |