Levitikosy 8:13 - DIEM PROTESTANTA13 Dia nampanatonin’i Mosesy koa ireo zanakalahin’i Aharôna ka nampiakanjoiny akanjo lava sy noetràny fehikibo ary nametrahany satroboninahitra, araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia nampanatonin’i Mosesy koa ireo zanak’i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, nasiany fehikibo, dia nampisatrohany, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Dia nampanatonin’i Mosesy koa ireo zanakalahin’i Aharôna ka nampiakanjoiny akanjo lava sy noetràny fehikibo ary nametrahany satroboninahitra, araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Nasain’i Môizy nanatona koa ireo zanak’i Aarôna dia nampiakanjoiny ny tonîka, nohetràny fehikibo, ary nafatony teo amin’ny mitra, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary dia nentin’i Mosesy nanatona koa ny zanak’i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, ary nasiany fehin-kibo, dia nampisatrohiny, araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary dia nentin'i Mosesy nanatona koa ny zanak'i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, ary nasiany fehin-kibo, dia nampisatrohiny, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy. Jereo ny toko |
Ankoatra izany, ireo mpisorona izay niditra tao amin’ny Toera-masina dia tsy mahazo mandeha any amin’ny kianja ivelany avy hatrany; fa tsy maintsy ao amin’ireo efitrano ireo no amelany ny fanamiana masina izay nentiny nanompo ny Tompo, ary ao koa no iakanjoany ireo fitafiany hafa alohan’ny hankanesany any amin’ny toerana misy ny sarambabem-bahoaka.»