Levitikosy 1:3 - Baiboly Katolika3 Raha biby vaventy no aterina ho sorona dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; ka eo anoloan’ny trano lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahina eo anatrehan’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Raha omby no atolony ho fanatitra dorana manontolo dia lahy tsy misy kilema no hoentiny; eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana no hanaterany azy mba hankasitrahana azy eo anatrehan’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 «Raha omby no atolotra ho sorona dorana manontolo, dia ombilahy tsy misy kilema no aoka hatolotra; eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana no hitondrany azy mba hankasitrahina eo anatrehan’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 «Raha omby no atolotra ho sorona dorana manontolo, dia ombilahy tsy misy kilema no aoka hatolotra; eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana no hitondrany azy mba hankasitrahina eo anatrehan’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; eo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahana eo anatrehan’i Jehovah izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahana eo anatrehan'i Jehovah izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Raha omby no atolony ho fanatitra dorana manontolo dia lahy tsy misy kilema no hoentiny; eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana no hanaterany azy mba hankasitrahana azy eo anatrehan’NY TOMPO. Jereo ny toko |
Fa any an-tendrombohitra masina, any an-tendrombohitra avon’i Israely - teny marin’ny Tompo Iaveh - hanompo Ahy avokoa ny taranak’i Israely rehetra, izay rehetra amin’ny tany. Any Aho no hankasitraka azy ireo; any no hilako ny fanatitrareo, mbamin’ny santatry ny fanomezanareo, amin’izay rehetra atokanareo ho Ahy.