Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 29:15 - Baiboly Katolika

15 «Alao ny iray amin’ireo ondralahy, ka i Aarôna sy ny zanany hametraka ny tanany ambonin’ny lohan’ny ondralahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Alao indray ny ondrilahy iray ka aoka i Arona sy ireo zanany hametraka ny tanany amin’ny lohan’ny ondrilahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 «Avy eo dia halaina ny ondrilahy iray, ka hametrahan’i Aharôna sy ny zanany lahy tanana eo amin’ny lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 «Avy eo dia halaina ny ondrilahy iray, ka hametrahan’i Aharôna sy ny zanany lahy tanana eo amin’ny lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary alao ny ondrilahy iray; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin’ny lohan’ny ondrilahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary alao ny ondrilahy iray; ary aoka Arona sy ny zanany hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny ondrilahy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Alao indray ny ondrilahy iray ka aoka i Arona sy ireo zanany hametraka ny tanany amin’ny lohan’ny ondrilahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 29:15
7 Rohy Ifampitohizana  

«Ny ombalahy hoentinao mankeo anoloan’ny trano lay fihaonana, ary i Aarôna sy ireo zanany hametraka ny tanany eo ambonin’ny lohan’ny ombalahy.


ianao kosa hamono ny ondralahy sy hananty ny rany ary handraraka izany manodidina ambony ôtely.


«Alao koa ny ondralahy faharoany, ka i Aarôna sy ny zanany hametraka ny tanany ambony lohan’ny ondralahy.


Ataovy an-tsobika iray ihany izy, dia atero izany ao anatin’ny sobika miaraka amin’ny vantotr’ombalahy iray sy ny ondralahy roa.»


Hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny sorona izy, sy hamono azy eo am-baravaran’ny trano lay fihaonana; ary ny mpisorona, zanak’i Aarôna, handraraka ny ra manodidina ny ôtely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra