Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 29:16 - Baiboly Katolika

16 ianao kosa hamono ny ondralahy sy hananty ny rany ary handraraka izany manodidina ambony ôtely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 dia vonoy izy ka tantazo ny rany dia afafazo manodidina amin’ny lafin’ny alitara;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Hovonoinao ho faty ilay ondrilahy ary hotantazanao ny rany, dia hafafinao amin’ny lafiny alitara manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Hovonoinao ho faty ilay ondrilahy ary hotantazanao ny rany, dia hafafinao amin’ny lafiny alitara manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny rany, dia atopazy manodidina amin’ny lafin’ny alitara;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny ràny, dia atopazy manodidina amin'ny lafin'ny alitara;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 dia vonoy izy ka tantazo ny rany dia afafazo manodidina amin’ny lafin’ny alitara;

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 29:16
5 Rohy Ifampitohizana  

«Alao ny iray amin’ireo ondralahy, ka i Aarôna sy ny zanany hametraka ny tanany ambonin’ny lohan’ny ondralahy;


Teteho ny ondralahy ary rehefa voasasanao ny taovany sy ny ranjony dia hapetrakao eo ambonin’ny tetiny sy ny lohany;


Izy no hamono ny vantotr’ombalahy eo anatrehan’i Iaveh; ary ireo mpisorona zanak’i Aarôna kosa, hanolotra ny ra sy handraraka azy manodidina eo ambonin’ny ôtely izay ao amin’ny fidirana amin’ny trano lay fihaonana.


Hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny sorona izy, sy hamono azy eo am-baravaran’ny trano lay fihaonana; ary ny mpisorona, zanak’i Aarôna, handraraka ny ra manodidina ny ôtely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra