Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 8:18 - Baiboly Katolika

18 Dia nasainy naroso ny ondralahy hatao sorona dorana, ka i Aarôna sy ny zanany nametra-tanana teo ambonin’ny lohan’ny ondralahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia noentiny nanatona ny ondrilahy izay hatao fanatitra dorana manontolo; ary nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ny ondrilahy i Arona sy ireo zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 Dia nasain’i Mosesy nampanatonina koa ny ondrilahy hatao sorona dorana manontolo; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ny ilay ondrilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Dia nasain’i Mosesy nampanatonina koa ny ondrilahy hatao sorona dorana manontolo; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ny ilay ondrilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary nentiny nanatona ny ondrilahy izay hatao fanatitra dorana; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin’ny lohan’ny ondrilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary nentiny nanatona ny ondrilahy izay hatao fanatitra dorana; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny ondrilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia noentiny nanatona ny ondrilahy izay hatao fanatitra dorana manontolo; ary nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ny ondrilahy i Arona sy ireo zanany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 8:18
6 Rohy Ifampitohizana  

Ka ny lohafiangonana hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny ombalahy, eo anatrehan’i Iaveh, ary ny ombalahy dia hovonoina eo anatrehan’i Iaveh.


Dia novonoina izy, ary i Môizy nanidina ny rany manodidina tamin’ny ôtely.


«Alao i Aarôna sy ny zanany miaraka aminy, ny fanamiana, ny diloilo fanosorana, ny ombalahy hatao sorona noho ny ota, ny ondralahy roa, ary ny sobika misy ny mofo tsy misy lalivay;


Natolony koa ny sorona dorana, ary novonoiny araka ny fomba fanaovana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra