Eksodosy 28:1 - Baiboly Katolika
«Asaovy manatona anao i Aarôna rahalahinao, mbamin’ny zanany, ao amin’ny zanak’i Israely, mba ho mpisorona amin’ny fanompoana Ahy, dia i Aarôna, i Nadaba, i Abiò, i Eleazara, ary i Amôra, zanak’i Aarôna.
Jereo ny toko
Ampanatony anao avy eo anivon’ny Zanak’Israely i Arona rahalahinao mbamin’ireo zanany mba hanao fisoronana ho Ahy izy, dia i Arona, i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara, zanak’i Arona.
Jereo ny toko
«Ry Mosesy, ampanatòny ho eo akaikinao i Aharôna rahalahinao sy ny zanany efa-dahy, dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Avaho amin’ny Israelita ireo mba hanompo Ahy amin’ny fisoronana.

ARY asaovy manatona anao Arona rahalahinao mbamin’ny zanany, avy amin’ny Zanak’Isiraely, mba ho mpisorona ho Ahy izy, dia Arona mbamin’i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara, zanak’i Arona.
Jereo ny toko
Ary asaovy manatona anao Arona rahalahinao mbamin'ny zanany, avy amin'ny Zanak'Isiraely, mba ho mpisorona ho Ahy izy, dia Arona mbamin'i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara, zanak'i Arona.