Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 35:19 - Baiboly Katolika

19 ny fanamiana fitondra raha manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona sy ny fanamian’ireo zanany fitondrany raha manao raharaham-pisoronana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana, hoentiny manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina, ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona ary ny fitafian’ireo zanany hoentiny manao raharaham-pisoronana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 ary ny fitafiana makarakara ho entiny manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona ary ny fitafian’ny zanany ho entiny misorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 ary ny fitafiana makarakara ho entiny manao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina sy ny fitafiana masina ho an'i Arona mpisorona ary ny fitafian'ny zanany ho entiny misorona.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 35:19
7 Rohy Ifampitohizana  

ny fanamiana amin’ny fombam-pivavahana, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona, ny fanamiana ho an’ny zanany, amin’ny raharaha-mpisorona,


ny tsimatry ny Fonenana sy ny tsimatry ny kianja mbamin’ny kofehiny,


Nony nirava avy eo anatrehan’i Môizy ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra,


ny fanamiana hoenti-manao ny fanompoana ao amin’ny fitoerana masina, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona, sy ny fanamian’ireo zanany, fitondrany amin’ny raharaham-pisoronana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra