Eksodosy 31:10 - Baiboly Katolika10 ny fanamiana amin’ny fombam-pivavahana, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona, ny fanamiana ho an’ny zanany, amin’ny raharaha-mpisorona, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ireo zanany hoentiny manao fisoronana, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 ny lamba fandrakofana ny fanaka, ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 ny lamba fandrakofana ny fanaka, ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 ary ny fitafiana makarakara sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ny zanany ho entiny misorona, Jereo ny tokoMalagasy Bible10 ary ny fitafiana makarakara sy ny fitafiana masina ho an'i Arona mpisorona sy ny fitafian'ny zanany ho entiny misorona, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ireo zanany hoentiny manao fisoronana, Jereo ny toko |