Eksodosy 31:11 - Baiboly Katolika11 ny zava-manitra fandoro eo amin’ny fitoerana masina. Hotanterahiny avokoa izay rehetra nandidiako anao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin’ny fitoerana masina. Araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon’ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana, ary ny vovo-javamanitra voatokana ho an’ny Toeramasina. Hanaraka tanteraka ny torolalana izay nandidiako anao ny mpahay taozavatra amin’ny fanaovana ireo rehetra ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana, ary ny vovo-javamanitra voatokana ho an’ny Toeramasina. Hanaraka tanteraka ny torolalana izay nandidiako anao ny mpahay taozavatra amin’ny fanaovana ireo rehetra ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin’ny fitoerana masina: araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon’ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin'ny fitoerana masina: araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon'ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin’ny fitoerana masina. Araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon’ireo. Jereo ny toko |