Eksodosy 30:30 - Baiboly Katolika30 Hohosoranao koa i Aarôna sy ny zanany, ary hohamasininao izy, mba ho mpisorona hanao fanompoana Ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Ary hosory i Arona sy ireo zanany ka hamasino izy ireo mba hanao fisoronana ho Ahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 Horarahanao ilomasina koa i Aharôna sy ny zanany lahy ho fanokanana azy mba hanompo Ahy amin’ny maha mpisorona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Horarahanao ilomasina koa i Aharôna sy ny zanany lahy ho fanokanana azy mba hanompo Ahy amin’ny maha mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary hosory Arona sy ny zanany, ka hamasino izy mba ho mpisorona ho Ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary hosory Arona sy ny zanany, ka hamasino izy mba ho mpisorona ho Ahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Ary hosory i Arona sy ireo zanany ka hamasino izy ireo mba hanao fisoronana ho Ahy. Jereo ny toko |