Eksodosy 32:4 - DIEM PROTESTANTA
Noraisin’i Aharôna ireny ka nempoiny ary nararany tamin’ny lasitra, dia nanaovany sarivongana ombilahikely iray. Dia nihoraka ny Israelita hoe: –Ity no andriamanitsika izay namoaka antsika hiala tany Ejipta!
Jereo ny toko
Ary nandray izany tamin’ny tanan’ny olona izy ka nanamboatra izany tamin’ny fandraka sady nandrendrika azy ho ombilahy kely; dia niteny ny olona hoe: Io no andriamanitrao, ry Israely; io no nitondra anao niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.

Noraisiny tamin’ny tanan’izy ireo izany, dia namboariny tamin’ny fandraka ny volamena ka namoronany zanak’omby anidina. Ary hoy izy ireo: «Ry Israely, io no andriamanitra izay nitondra anareo niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.»
Jereo ny toko
Ary izy nandray azy tamin’ny tànan’ny olona, dia namboatra azy tamin’ny fandraka ka nanao azy ho ombilahy kely anidina; dia niteny ny olona ka nanao hoe: Io no andriamanitrao, ry Isiraely, izay nitondra anao niakatra avy tany amin’ny tany Egypta.
Jereo ny toko
Ary izy nandray azy tamin'ny tanan'ny olona, dia namboatra azy tamin'ny fandraka ka nanao azy ho ombilahy kely anidina; dia niteny ny olona ka nanao hoe: Io no andriamanitrao, ry Isiraely, izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta.