Eksodosy 28:11 - DIEM PROTESTANTA11 Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Amin’ny asan’ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fitombo-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran’ny Zanak’Israely ary asio randram-bolamena manodidina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Tahaka ny fikapa vato sarobidy sy fisikotra fanombohan-kase aminy, no ho fisikotrao ny anaran’ny zanak’i Israely amin’ireo vato roa ireo, ary hasianao randram-bolamena manodidina izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 amin’ny asan’ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran’ny Zanak’Isiraely; ary asio randrambolamena manodidina izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 amin'ny asan'ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran'ny Zanak'Isiraely; ary asio randram-bolamena manodidina izy, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Amin’ny asan’ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fitombo-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran’ny Zanak’Israely ary asio randram-bolamena manodidina. Jereo ny toko |
Tafaray amin’i Kristy koa ianareo, satria efa renareo ilay hafatra marim-pototra, izany hoe ny Vaovao Mahafaly izay nitondra ny famonjena taminareo, ary efa ninoanareo i Kristy. Ka dia nasiana tombokase maha fananan’Andriamanitra ianareo, tamin’ny nanomezana anareo ny Fanahy Masina Izay nampanantenaina.