Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 32:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Dia nanontany azy aho hoe: «Iza àry no manana volamena?» Niaraka tamin’izay dia nesorin-dry zareo ny firavaka teny aminy ka natolony ahy. Narendriko tamin’ny afo kosa izany, ary io ombilahikely io no nivoaka avy tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary hoy aho taminy: Izay rehetra manana volamena dia aoka hanala izany; dia nomeny ahy ireo; ary natsipiko tao anaty afo ireo ka io ombilahy kely io no nivoaka tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Dia nanontany azy aho hoe: «Iza àry no manana volamena?» Niaraka tamin’izay dia nesorin-dry zareo ny firavaka teny aminy ka natolony ahy. Narendriko tamin’ny afo kosa izany, ary io ombilahikely io no nivoaka avy tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Dia hoy aho tamin’izy ireo: Samia àry mahafoy ny azy izay manam-bolamena. Koa nanome izy, ary natsipiko tao anaty afo, dia io zanak’omby io no nivoaka avy ao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary hoy izaho taminy: Na zovy na zovy manam-bolamena, aoka handrombotra izany izy, ka dia nomeny ahy; ary natsipiko tao anaty afo izany, ka io ombilahy kely io no nivoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary hoy izaho taminy: Na zovy na zovy manam-bolamena, aoka handrombotra izany izy, ka dia nomeny ahy; ary natsipiko tao anaty afo izany, ka io ombilahy kely io no nivoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary hoy aho taminy: Izay rehetra manana volamena dia aoka hanala izany; dia nomeny ahy ireo; ary natsipiko tao anaty afo ireo ka io ombilahy kely io no nivoaka tao.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 32:24
5 Rohy Ifampitohizana  

Koa namely ny Israelita ny TOMPO satria nangataka tamin’i Aharôna ireo mba hanao sarivongana ombilahikely ho azy.


Noraisin’i Aharôna ireny ka nempoiny ary nararany tamin’ny lasitra, dia nanaovany sarivongana ombilahikely iray. Dia nihoraka ny Israelita hoe: –Ity no andriamanitsika izay namoaka antsika hiala tany Ejipta!


Te hanamarin-tena anefa ilay mpahay lalàna ka nanontany an’i Jesoa hoe: –Fa iza moa no namako?


araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Tsy misy olo-marina, na dia iray akory aza;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra