Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 32:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Koa namely ny Israelita ny TOMPO satria nangataka tamin’i Aharôna ireo mba hanao sarivongana ombilahikely ho azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Ary NY TOMPO namely ny olona satria nanao ombilahy kely izy, dia ilay namboarin’i Arona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Koa namely ny Israelita ny TOMPO satria nangataka tamin’i Aharôna ireo mba hanao sarivongana ombilahikely ho azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Nokapohin’i Iaveh ny vahoaka noho ny nanaovany ny zanak’omby izay nataon’i Aarôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary Jehovah namely ny olona, satria nanao ny ombilahy kely izy, dia ilay nataon’i Arona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary Jehovah namely ny olona, satria nanao ny ombilahy kely izy, dia ilay nataon'i Arona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 Ary NY TOMPO namely ny olona satria nanao ombilahy kely izy, dia ilay namboarin’i Arona.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 32:35
10 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny TOMPO namely loza goavana ny Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama.


Dia nanontany azy aho hoe: «Iza àry no manana volamena?» Niaraka tamin’izay dia nesorin-dry zareo ny firavaka teny aminy ka natolony ahy. Narendriko tamin’ny afo kosa izany, ary io ombilahikely io no nivoaka avy tao.


Tsapan’i Mosesy tamin’izay fa navelan’i Aharôna hanao izay tiany hatao ny vahoaka, sady navelany hataon’ny fahavalony ho fihomehezana.


Nankatoavin’ny Levita ny tenin’i Mosesy, ka Israelita telo arivo eo ho eo no maty tamin’izany andro izany.


Noraisin’i Aharôna ireny ka nempoiny ary nararany tamin’ny lasitra, dia nanaovany sarivongana ombilahikely iray. Dia nihoraka ny Israelita hoe: –Ity no andriamanitsika izay namoaka antsika hiala tany Ejipta!


Ireo matin’io areti-mandringana io dia nahatratra 24 000.


Koa izany lehilahy izany dia efa nahavidy saha ho an’ny tenany tamin’ny vola azony, tambin’ny heloka vitany; potraka nihohoka izy, nipoaka ny kibony ka nivaroraka daholo ny tsinainy.


Tamin’izay dia sampy mitarehin-janak’omby no namboarin’ny vahoaka Israely sy nanaterany sorona, ka ny asan’ny tanany ihany no niravoravoany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra