Nomery 14:2 - DIEM PROTESTANTA
Nimonomonona tamin’i Mosesy sy I Aharôna ny Israelita rehetra ka nanao hoe: –Tsara kokoa ho antsika ny maty tany Ejipta na koa maty tatỳ an-taniefitra.
Jereo ny toko
Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona ny Zanak’Israely rehetra ka hoy ny fiangonana manontolo taminy: Tahaka izay isika mba maty tany amin’ny tany Ejipta ihany; na mba maty tatỳ amin’ity tany efitra ity!
Jereo ny toko
Nimonomonona tamin’i Mosesy sy I Aharôna ny Israelita rehetra ka nanao hoe: –Tsara kokoa ho antsika ny maty tany Ejipta na koa maty tatỳ an-taniefitra.
Jereo ny toko
Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna ny zanak’i Israely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra tamin’izy ireo: «Inay anie izahay maty tany an-tany Ejipta, na inay anie izahay maty atỳ amin’ity efitra ity.
Jereo ny toko
Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy Arona ny Zanak’Isiraely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra taminy: Inay anie isika mba maty tany amin’ny tany Egypta ihany; na inay anie isika mba maty tatỳ amin’ity efitra ity!
Jereo ny toko
Dia nimonomonona tamin'i Mosesy sy Arona ny Zanak'Isiraely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra taminy; Inay anie isika mba maty tany amin'ny tany Egypta ihany; na inay anie isika mba maty tatỳ amin'ity efitra ity!