Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 21:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Koa nanomboka nanakiana an’Andriamanitra sy i Mosesy ny olona nanao hoe: –Nahoana no nentinareo niala tany Ejipta mba ho faty atỳ an-taniefitra izahay? Atỳ anefa tsy misy na mofo na rano, ary efa leon’itony mofomofo ratsy na hoe mana itony izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia niteny nanome tsiny an’Andriamanitra sy i Mosesy izy hoe: Nahoana no noentinao niakatra avy tany Ejipta ho faty atỳ an-tany efitra izahay? Tsy misy mofo na rano atỳ, ary leon’itony mofo tsy izy itony izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Koa nanomboka nanakiana an’Andriamanitra sy i Mosesy ny olona nanao hoe: –Nahoana no nentinareo niala tany Ejipta mba ho faty atỳ an-taniefitra izahay? Atỳ anefa tsy misy na mofo na rano, ary efa leon’itony mofomofo ratsy na hoe mana itony izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 ka niteny nanome tsiny an’Andriamanitra sy i Môizy nanao hoe: «Nahoana no dia nentinao niakatra avy tany Ejipta izahay ho faty atỳ an’efitra? Ny mofo tsy misy, ny rano tsy misy, ary ny fanahinay efa monainan’itony hanina tsinontsinona itony.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary niteny nanome tsiny an’Andriamanitra sy Mosesy ny olona ka nanao hoe: Nahoana no nentinao niakatra avy tany Egypta izahay ho faty atỳ an-efitra? fa tsy misy mofo na rano atỳ; ary mahamonamonaina ny fanahinay itony mofomofo foana itony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary niteny nanome tsiny an'Andriamanitra sy Mosesy ny olona ka nanao hoe: Nahoana no nentinao niakatra avy tany Egypta amin'ny lalan'ny mpisafo-tany izahay ho faty atỳ an-efitra? fa tsy misy mofo na rano atỳ ary mahamonamonaina ny fanahinay itony mofomofo foana itony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia niteny nanome tsiny an’Andriamanitra sy i Mosesy izy hoe: Nahoana no noentinao niakatra avy tany Ejipta ho faty atỳ an-tany efitra izahay? Tsy misy mofo na rano atỳ, ary leon’itony mofo tsy izy itony izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:5
19 Rohy Ifampitohizana  

Andriamanitra ao an-Toeramasiny no ilay Ray miahy ny kamboty sy manome rariny ny mpitondratena.


niteny ratsy an’Andriamanitra ireo, raha nanao fanontaniana hoe: «Andriamanitra ve afaka hanome sakafo hohanintsika atỳ an-taniefitra atỳ?


sady niteny tamin’i Mosesy hoe: –Moa tsy nisy fasana ve tany Ejipta no nentinao ho faty atỳ an-taniefitra izahay? Izao ve no namoahanao anay hiala tany Ejipta?


Dia nimonomonona tamin’i Mosesy ny vahoaka nanao hoe: Inona no hosotroinay?


Hitan’ny Israelita ireny nefa tsy fantany, ka nifanontany izy hoe: –Inona itony? Fa novalian’i Mosesy hoe: –Itony no mofo izay nomen’ny TOMPO hohaninareo.


Nataon’ny Israelita hoe mana ny anaran’izany sakafo izany. Mitovy amin’ny voarafy izy sady fotsy, ary tahaka ny mofo misy tantely ny tsirony.


Izay voky tsy mahahinan-tantely fa izay noana kosa mankamamy sakafo mangidy.


Kanjo nikomy tamiko koa ireo zanany. Tsy narahiny ny lalànako ary tsy notandroviny hotanterahina ny fitsipiko izay mahavelona ny olona manatanteraka ireny, sady nozimbazimbainy ny andro sabatako. Koa nihevitra Aho ny hampihatra sy hampitosaka ny fahavinirako amam-pahatezerako aminy any an-taniefitra.


fa iray volana maninjitra manda-pahafeno hatreny am-bavoronareo ka hampaharikoriko anareo. Ho sazinareo izany noho ny nandavanareo ny TOMPO Izay eo aminareo sy ny nitomanianareo teo anatrehany hoe: ‹Nahoana re no niala tany Ejipta izahay?› »


Noraisin’i Aharôna araka ny tenin’i Mosesy ny fitaovana fandoroana zava-manitra, dia nilomay nankeo afovoan’ny fiangonana izy; ary indro fa efa niantomboka tamin’ny vahoaka ny loza. Nandoro vovo-javamanitra teo izy ka nanao ny fombam-pivavahana hahazoam-pamelan-keloka ho an’ny vahoaka.


Aoka isika tsy haka fanahy ny Tompo toy ny nataon’ny sasany tamin’ireny, izay maty voakaikitry ny bibilava.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra