Genesisy 49:6 - Baiboly Katolika
Aza miditra amin’ny fivoriany fakan-kevitra ny fanahiko, Fa nanao vonoana olona tamin’ny fahatezerana izy, ary nahatraingo ombalahy tamin’ny fisafoahany.
Jereo ny toko
tsy hiditra amin’izay fiokoany aho ary tsy hiray amin’izay fivoriany! Satria tamin’ny fahatezerany no namonoany olona ary tamin’ny fahasahisahiany no nanatraingoany omby.
Jereo ny toko
kanefa tsy te handray anjara amin’ny fiokoany aho ary tsy te hanatrika ny fivoriany, satria nentanim-pahatezerana izy ka namono olona ho faty ary tia setrasetra ka nitraingo ombilahy.

Aza mankeo amin’izay iokoany, ry foko, Ary aza miray amin’ny fiangonany, ry fanahiko; Fa tamin’ny fahatezerany no namonoany olona, Ary tamin’ny fahasahisahiany no nanatraingoany omby.
Jereo ny toko
Aza mankeo amin'izay iokoany, ry foko, ary aza miray amin'ny fiangonany. ry fanahiko; fa tamin'ny fahatezerany no namonoany olona, ary tamin'ny fahasahisahiany no nanatraingoany omby.
Jereo ny toko
tsy hiditra amin’izay fiokoany aho ary tsy hiray amin’izay fivoriany! Satria tamin’ny fahatezerany no namonoany olona ary tamin’ny fahasahisahiany no nanatraingoany omby.
Jereo ny toko