2Samoela 8:4 - Baiboly Katolika4 Ary miaramila an-tsoavaly 1.700, miaramila an-tongotra roa alina, no nosamborin’i Davida taminy; ny soavalin-kalesy notraingoin’i Davida avokoa, fa ny mpitarika kalesy zato sisa no notanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Nahazo babo taminy i Davida, dia miaramila an-tsoavaly fitonjato sy arivo sy miaramila an-tongotra roa alina; ary notraingotraingoin’i Davida avokoa ny soavalin’ny kalesy fitondra miady rehetra, fa ny tokony ho amin’ny kalesy zato ihany no navelany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Mpitaingin-tsoavaly miisa andiany 17 sy miaramila an-tongotra miisa andiany roapolo no voababon’i Davida taminy; saingy nasain’i Davida nokapain-tongotra avokoa ny soavalin-kalesy fa ny tokony ho amin’ny kalesy zato ihany no sisa notazoniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Mpitaingin-tsoavaly miisa andiany 17 sy miaramila an-tongotra miisa andiany roapolo no voababon’i Davida taminy; saingy nasain’i Davida nokapain-tongotra avokoa ny soavalin-kalesy fa ny tokony ho amin’ny kalesy zato ihany no sisa notazoniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary Davida nahazo babo taminy, dia miaramila an-tsoavaly fiton-jato amby arivo sy miaramila an-tongotra roa alina; ary notraingotraingoin’i Davida avokoa ny soavalin-kalesy rehetra, fa ny tokony ho amin’ny kalesy zato ihany no navelany. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary Davida nahazo babo taminy, dia miaramila an-tsoavaly fiton-jato amby arivo sy miaramila an-tongotra roa alina; ary notraingotraingoin'i Davida avokoa ny soavalin-kalesy rehetra, fa ny tokony ho amin'ny kalesy zato ihany no navelany. Jereo ny toko |