Nomery 18:5 - DIEM PROTESTANTA
Hotanterahinareo ao amin’ny Toeramasina sy eo amin’ny alitara ny asa fanompoanareo mba tsy hirehetan’ny fahatezerako intsony amin’ny Israelita.
Jereo ny toko
Dia hotandremanareo ny anjara raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara raharaha momba ny alitara mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak’Israely intsony.
Jereo ny toko
Hotanterahinareo ao amin’ny Toeramasina sy eo amin’ny alitara ny asa fanompoanareo mba tsy hirehetan’ny fahatezerako intsony amin’ny Israelita.
Jereo ny toko
Dia hotanterahinareo ny fanompoana momba ny fitoerana masina sy ny fanompoana momba ny ôtely, mba tsy hisy fahatezerana amin’ny zanak’i Israely intsony.
Jereo ny toko
Dia hotandremanareo ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara-raharaha momba ny alitara, mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak’Isiraely intsony.
Jereo ny toko
Dia hotandremanareo ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara-raharaha momba ny alitara, mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak'Isiraely intsony.
Jereo ny toko
Dia hotandremanareo ny anjara raharaha momba ny fitoerana masina sy ny anjara raharaha momba ny alitara mba tsy hisy fahatezerana hahazo ny Zanak’Israely intsony.
Jereo ny toko