Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 23:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Mbola azy koa no miambina ny Tranolay fihaonana sy ny Toeramasina; fa an’ny taranak’i Aharôna rahalahiny kosa ny manao ny fanompoana ao an-tranon’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara raharahany ny amin’ny tranolay fihaonana sy ny anjara raharahany ny amin’ny fitoerana masina ary ny anjara raharahany ny amin’ny taranak’i Arona rahalahiny ho fanompoana ao amin’ny tranon’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Mbola azy koa no miambina ny Tranolay fihaonana sy ny Toeramasina; fa an’ny taranak’i Aharôna rahalahiny kosa ny manao ny fanompoana ao an-tranon’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Azy ireo ny mikarakara ny fitandremana ny trano lay fihaonana, ny fitandremana ny zavatra masina, ny fitandremana ireo taranak’i Aarôna, rahalahiny, amin’ny momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara-raharahany ny amin’ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahany ny amin’ny fitoerana masina ary ny anjara-raharahany ny amin’ny taranak’i Arona rahalahiny ho fanompoana ao an-tranon’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara-raharahany ny amin'ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahany ny amin'ny fitoerana masina ary ny anjara-raharahany ny amin'ny taranak'i Arona rahalahiny ho fanompoana ao an-tranon'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara raharahany ny amin’ny tranolay fihaonana* sy ny anjara raharahany ny amin’ny fitoerana masina ary ny anjara raharahany ny amin’ny taranak’i Arona rahalahiny ho fanompoana ao amin’ny tranon’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 23:32
9 Rohy Ifampitohizana  

Ny mpisorona sy ny levita no nampakatra ny Vatamasin’ny TOMPO niaraka tamin’ny Tranolay fihaonana sy ny fanaka masina rehetra izay tao anatiny.


ary teny amin’ny fonenana manodidina ny tempoly no nandriany, satria adidiny koa ny fiambenana azy sy ny famohana azy isa-maraina.


Ny hany hampisahaniko azy dia ny anjara raharahany ao an-tempoly momba ireo fanompoana rehetra sy fanao rehetra ao.»


Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonena-masina mba tsy hirehitra amin’ny fiangonan’ny Israelita ny fahatezerako.»


Hotanterahinareo ao amin’ny Toeramasina sy eo amin’ny alitara ny asa fanompoanareo mba tsy hirehetan’ny fahatezerako intsony amin’ny Israelita.


I Mosesy sy i Aharôna ary ny zanakalahin’i Aharôna dia nitoby teo anoloana atsinanan’ny Tranolay fihaonana eo amin’ny fiposahan’ny masoandro. Izy ireo no miandraikitra ny fiambenana ny Toeramasina amin’ny anaran’ny Israelita. Izay tsy mpisorona mitady hanatona eo dia hatao maty.


Kanefa afaka hanampy ny mpiray foko aminy izy hiambina ny Tranolay fihaonana, na dia tsy hanana asa manokana aza. Izany no hataonao amin’ny Levita momba ny fanompoany.


dia hanao fanompoam-pivavahana amin’ilay TOMPO Andriamaniny izy, tahaka ny ataon’ny Levita rehetra mpiray foko aminy eo anoloan’ny Toeramasina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra