1Timoty 5:21 - DIEM PROTESTANTA21 Eo imason’Andriamanitra sy i Kristy Jesoa ary ny anjely masina no ameperako mafy anao: tandremo tsara ireo torohevitra ireo, ka tsy hisy fizahàn-tavan’olona na fiangarana amin’izay ataonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Mananatra mafy anao aho eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy Jesosy ary ny anjely voafidy mba hotandremanao izany zavatra izany ka tsy hisy fizahan-tavan’olona na fanaovana na inona na inona amin’ny fiangarana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Eo imason’Andriamanitra sy i Kristy Jesoa ary ny anjely masina no ameperako mafy anao: tandremo tsara ireo torohevitra ireo, ka tsy hisy fizahàn-tavan’olona na fiangarana amin’izay ataonao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Mihanta aminao eo anatrehan’Andriamanitra sy i Jesoa Kristy ary ny Anjely voafidy aho, mba tsy hanananao olon-tiana, na hasianao fiangarana kely akory, ny fitandremana izany zavatra izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Mananatra anao mafy aho eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy Jesosy ary ny anjely voafidy mba hotandremanao izany zavatra izany, tsy manao olon-tiana, na manao na inona na inona amin’ny fiangarana. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Mananatra anao mafy aho eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesosy ary ny anjely voafidy mba hotandremanao izany zavatra izany, tsy manao olon-tiana, na manao na inona na inona amin'ny fiangarana. Jereo ny toko |
Mihodîna ianareo, ary mandehana mankany amin’ny tendrombohitra fonenan’ny Amôrita; mandehana mankany amin’ny faritra manodidina fonenan’ny Kanahanita, dia ny lemak’i Harabà, ny faritra havoana, ny lemak’i Sefelà, ny Negeba, mbamin’ny moron-tsiraka; mandehana mankany Libano ka hatrany amin’ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata.