ny farany dia i Bela izay zanakalahin’i Hazaza sy zafin’i Semà ary zafiafin’i Jôela. Ny Reobenita dia nonina ny faritra hatreo Harôhera ka hatrany amin’ny tendrombohitra Nebao sy hatrany Bahala-Mehôna;
Josoa 13:17 - DIEM PROTESTANTA isan’izany koa i Hesbôna sy ny tanàna rehetra eny amin’io lembalemba io, dia i Dibôna, i Bamôta-Bahala, i Bety-Bahala-Mehôna, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia i Hesbona sy ny tanànany rehetra izay eo amin’ny tany lemaka, i Dibona, i Bamota-Baala, i Bety-Baala-Meona, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara isan’izany koa i Hesbôna sy ny tanàna rehetra eny amin’io lembalemba io, dia i Dibôna, i Bamôta-Bahala, i Bety-Bahala-Mehôna, Baiboly Katolika i Hesebona sy ny tanànany rehetra amin’ny tany lemaka, Dibôna, Bamôta-Baala, Bety-Baala-Maona, Baiboly Protestanta Malagasy dia Hesbona sy ny tanànany rehetra, izay eo amin’ny tany lemaka, sy Dibona sy Bamota-bala sy Bety-bala-meona Malagasy Bible dia Hesbona sy ny tanànany rehetra, izay eo amin'ny tany lemaka, sy Dibona sy Bamotabala sy Beti-bala-meona La Bible en Malgache dia i Hesbona sy ny tanànany rehetra izay eo amin’ny tany lemaka, i Dibona, i Bamota-Baala, i Bety-Baala-Meona, |
ny farany dia i Bela izay zanakalahin’i Hazaza sy zafin’i Semà ary zafiafin’i Jôela. Ny Reobenita dia nonina ny faritra hatreo Harôhera ka hatrany amin’ny tendrombohitra Nebao sy hatrany Bahala-Mehôna;
Ny sasany tamin’ny taranak’i Joda dia nonina tany amin’ireto tanàna teny anivon-tsaha ireto: i Kiriata-Arbà sy ireo tanàna kely miankina aminy, i Dibôna sy ireo tanàna kely miankina aminy, i Kabitseela sy ny tanàna mifanila aminy,
Ry mponina mahonena ao Dibôna, midìna avy eo amin’ny toeram-boninahitrareo ka mitoera ao anaty fako ianareo, satria miakatra hanafika anareo ilay mpandrava an’i Môaba ka mandrodana ny mandanareo.
Tonga ny fitsaran’ny Tompo ka mamely ny faritra lembalemba sy ireto tanàna ireto: i Hôlôna sy i Jahatsa sy i Mefahàta,
Mitety ny tanàna rehetra ireo mpandrava; ary tsy misy tanàna hidifiany. Simba avokoa ny lohasaha ary ripaka ny lembalemba. Izany no voalazan’ny TOMPO.
Koa hasaiko tafihina ireo tanàn-dehibe miaro ny fidirana any Môaba, hifanesy ho rava ireo tanàna tsara indrindra toa an’i Bety-Jesimôta sy i Bahala-Mehôna ary i Kiriataima.
I Hesbôna no renivohitr’i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita, rehefa avy niady tamin’ny mpanjakan’i Môaba teo aloha izy ka naka ny taniny rehetra hatrany Arnôna.
Kanefa notifirinay zana-tsipîka ny Amôrita. Rava i Hesbôna hatrany Dibôna. Nofoananay avokoa hatrany Nôfà ary hatrany Medebà mihitsy aza.»
Nony maraina dia nalain’i Balàka i Balahama ka nentiny niakatra ho ao Bamôta-Bahala izay nahatazanana ampahan’ny vahoaka israelita.
sy i Nebao ary i Bahala-Mehôna sy i Sibmà; ary dia nomeny anaram-baovao ny tanàna sasantsasany izay naoriny.
Ny faritaniny dia manomboka eo amin’ny tanàna Harôhera amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna sy eo amin’ilay tanàna antenatenan’io lohasaha io, any atsimo, dia mahafaoka ny lembalemba rehetra manodidina an’i Medebà;
I Mosesy manko efa nanome zara tany ho an’ireo foko anankiroa sy ho an’ny antsasa-pokon’i Manase tany am-pita atsinanan’i Jôrdàna; fa ny Levita ihany tamin’izy tany am-pita atsinanan’i Jôrdàna; fa ny Levita ihany tamin’izy rehetra no tsy mba nomeny,
Tsy hisy anjara ho an’ny Levita eo anivonareo satria ny fisoronana amin’ny TOMPO no lovany. Ny fokon’i Gada sy fokon’i Reobena ary antsasa-pokon’i Manase koa dia efa nahazo ny zaratany teny ampita atsinanan’i Jôrdàna, ka i Mosesy mpanompon’ny TOMPO no nanome azy izany.
Efa telonjato taona izao no nipetrahan’ny Israelita tao Hesbôna sy Harôhera mbamin’ireo tanàna kely manodidina azy avy ary koa tao amin’ireo tanàna rehetra eny amoron’i Arnôna; koa nahoana no tsy nalainareo io faritany io tamin’izany fotoana rehetra izany?