Jeremia 11:13 - DIEM PROTESTANTA
Fa araka ny isan’ny tanànany no isan’ireo andriamanitr’i Joda; ary araka ny isan’ny lalamben’i Jerosalema no isan’ny alitara naorinareo mba handoroana vovo-javamanitra ho an’i Bahala, ilay henatrareo.»
Jereo ny toko
Fa araka ny isan’ny tanànanao, ry Joda, no isan’ny andriamanitrao; ary araka ny isan’ny lalamben’i Jerosalema no isan’ny alitara naorinareo ho an’ilay mampahamenatra, dia alitara handoroana ditin-kazo manitra ho an’ny Baala.
Jereo ny toko
Fa araka ny isan’ny tanànany no isan’ireo andriamanitr’i Joda; ary araka ny isan’ny lalamben’i Jerosalema no isan’ny alitara naorinareo mba handoroana vovo-javamanitra ho an’i Bahala, ilay henatrareo.»
Jereo ny toko
Fa araka ny isan’ny tanànanao, no isan’ny andriamanitrao, ry Jodà; ary araka ny isan’ny lalam-be ao Jerosalema, no isan’ny ôtely natsanganareo ho an’ilay sampy mahafa-baraka, dia ireo ôtely anaterana emboka manitra ho an’i Baala.
Jereo ny toko
Fa araka ny isan’ny tanànanao, ry Joda, no isan’ny andriamanitrao; Ary araka ny isan’ny làlamben’i Jerosalema no isan’ny alitara naorinareo ho an’ilay mampahamenatra, Dia alitara handoroana ditin-kazo manitra ho an’i Bala.
Jereo ny toko
Fa araka ny isan'ny tanànanao, ry Joda, no isan'ny andriamanitrao, Ary araka ny isan'ny lalamben'i Jerosalema no isan'ny alitara naorinareo ho an'ilay mampahamenatra. Dia alitara handoroana ditin-kazo manitra ho an'i Bala.
Jereo ny toko
Fa araka ny isan’ny tanànanao, ry Joda, no isan’ny andriamanitrao; ary araka ny isan’ny lalamben’i Jerosalema no isan’ny alitara naorinareo ho an’ilay mampahamenatra, dia alitara handoroana ditin-kazo manitra ho an’ny Baala*.
Jereo ny toko