Jeremia 44:21 - DIEM PROTESTANTA21 –Moa tsy efa nanolotra ireny fanatitra ireny tany an-tanànan’i Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema tokoa ve ny tenanareo sy ny ray aman-dreninareo ary ny mpanjakanareo sy ny mpitondra anareo mbamin’ny sarambabem-bahoaka? Koa heverinareo va fa tsy hitan’ny TOMPO sady hadinony ireny? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ny nandoroanareo ditin-kazo manitra tany an-tanànan’ny Joda sy tany an-dalamben’i Jerosalema, dia ianareo sy ny razanareo sy ny mpanjakanareo sy ny mpanapaka anareo mbamin’ny vahoaka, moa tsy notsarovan’NY TOMPO va izany, ary tsy tao an-tsainy va? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 –Moa tsy efa nanolotra ireny fanatitra ireny tany an-tanànan’i Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema tokoa ve ny tenanareo sy ny ray aman-dreninareo ary ny mpanjakanareo sy ny mpitondra anareo mbamin’ny sarambabem-bahoaka? Koa heverinareo va fa tsy hitan’ny TOMPO sady hadinony ireny? Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 «Tsy izany indrindra va no tsaroan’i Iaveh sy tafasondrotra tao am-pony, dia ny emboka manitra nodoranareo tany an-tanànan’i Jodà, sy teny an-dalamben’i Jerosalema, na ianareo sy ny razanareo, na ny mpanjakanareo ama-mpanapaka anareo, na ny vahoaka tamin’ny tany? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ny nandoroanareo ditin-kazo manitra tany an-tanànan’ny Joda sy tany an-dàlamben’i Jerosalema, dia hianareo sy ny razanareo sy ny mpanjakanareo sy ny mpanapaka anareo mbamin’ny vahoaka,–moa tsy hotsarovan’i Jehovah va izany, ary tsy tao an-tsainy va? Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ny nandoroanareo ditin-kazo manitra tany an-tanànan'ny Joda sy tany an-dalamben'i Jerosalema, dia ianareo sy ny razanareo sy ny mpanjakanareo sy ny mpanapaka anareo mbamin'ny vahoaka, moa tsy hotsarovan'i Jehovah va izany, ary tsy tao an-tsainy va? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Ny nandoroanareo ditin-kazo manitra tany an-tanànan’ny Joda sy tany an-dalamben’i Jerosalema, dia ianareo sy ny razanareo sy ny mpanjakanareo sy ny mpanapaka anareo mbamin’ny vahoaka, moa tsy notsarovan’NY TOMPO va izany, ary tsy tao an-tsainy va? Jereo ny toko |
Fa ny zavatra rehetra efa tapakay ihany no hataonay: dia ny hanolotra zava-manitra mifangaro sy divay ho an’ny andriamanibavy Hastôreta mpanjakavavin’ny lanitra, tahaka izay efa nataon’ny tenanay sy ny ray aman-dreninay sy ny mpanjakanay ary ireo mpitondra anay tany amin’ireo tanànan’i Joda sy teny amin’ny lalamben’i Jerosalema; fa voky hanina izahay tamin’izany sady nambinina ary tsy nidiran-doza.