Isaia 10:16 - Baiboly Katolika
Noho izany, ny Tompo, Iavehn’ny tafika, haniraka faharerahana hamely ny mpiadiny matanjaka; ary eo ambanin’ny voninahiny, hisy afo mirehitra, toy ny afo amin’ny hain-trano.
Jereo ny toko
Koa izany no handefasan’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, fahiazana amin’ny tremalahiny. Ary ao ambanin’ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.
Jereo ny toko
Noho izany, ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao dia tsy hampamokatra intsony ny tany lonaka ao Asiria. Ary toy ny fihanaky ny afo rehefa misy hain-trano no hiparitahan’ny afo mihanaka eo ambanin’ny famirapiratan’io firenena io.

Koa izany no anateran’ny Tompo, dia ny Tompon’ny maro, fahahiazana amin’ny tremalahiny; Ary ao ambanin’ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.
Jereo ny toko
Koa izany no anateran'ny Tompo, dia ny Tompon'ny maro, fahahiazana amin'ny tremalahiny; Ary ao ambanin'ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.