Eksodosy 29:1 - Baiboly Katolika
«Izao no ataovy amin’ny fanamasinana azy ireo ho mpisorona ho Ahy: Makà vantotr’ombalahy iray sy ondralahy roa, samy tsy misy kilema.
Jereo ny toko
Ary izao no zavatra hataonao amin’izy ireo mba hanamasinana azy hanao fisoronana ho Ahy: Makà vantotra ombilahy iray sy ondrilahy roa tsy misy kilema,
Jereo ny toko
«Toy izao no zavatra hataonao rehefa hanokana an’i Aharôna sy ny zanany lahy ho mpisorona ho Ahy ianao: –Makà vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy roa tsy misy kilema.
Jereo ny toko
«Toy izao no zavatra hataonao rehefa hanokana an’i Aharôna sy ny zanany lahy ho mpisorona ho Ahy ianao: –Makà vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy roa tsy misy kilema.
Jereo ny toko
ARY izao no zavatra hataonao aminy hanamasinana azy ho mpisorona ho Ahy: makà vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy roa tsy misy kilema,
Jereo ny toko
Ary izao no zavatra hataonao aminy hanamasinana azy ho mpisorona ho Ahy: makà vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy roa tsy misy kilema,
Jereo ny toko
Ary izao no zavatra hataonao amin’izy ireo mba hanamasinana azy hanao fisoronana ho Ahy: Makà vantotra ombilahy iray sy ondrilahy roa tsy misy kilema,
Jereo ny toko