Levitikosy 6:13 - Baiboly Katolika13 Izao no fanatitra hataon’i Aarôna sy ny zanany amin’i Iaveh, amin’ny andro handraisany ny fanosorana: lafarina tsara indrindra ampahafolon’ny efah ho fanatitra tsy tapaka, antsasany maraina, antsasany hariva. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Izao no fanatitr’i Arona sy ireo zanany, hateriny ho an’NY TOMPO amin’izay andro anosorana azy: Koba tsara toto ampahafolon’ny efaha no hatao fanatitra avy amin’ny zavamaniry isanandro ka ny antsasany amin’ny maraina ary ny antsasany amin’ny hariva. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 «Izao no fanatitra fanaon’i Aharôna sy ireo taranany amiko TOMPO, rehefa voahosotra ho mpisorona izy: koba lafarinina telo kilao isan’andro, ka ny antsasany maraina, ary ny antsasany hariva. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 «Izao no fanatitra fanaon’i Aharôna sy ireo taranany amiko TOMPO, rehefa voahosotra ho mpisorona izy: koba lafarinina telo kilao isan’andro, ka ny antsasany maraina, ary ny antsasany hariva. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Izao no fanatitr’i Arona sy ireo zanany, izay hateriny ho an’i Jehovah amin’izay andro anosorana azy: Koba tsara toto ampahafolon’ny efaha no hatao fanatitra hohanina isan-andro, ny antsasany maraina, ary ny antsasany hariva. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Izao no fanatitr'i Arona sy ireo zanany, izay hateriny ho an'i Jehovah amin'izay andro anosorana azy: Koba tsara toto ampahafolon'ny efaha no hatao fanatitra hohanina isan'andro, ny antsasany maraina, ary ny antsasany hariva. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Izao no fanatitr’i Arona sy ireo zanany, hateriny ho an’NY TOMPO amin’izay andro anosorana azy: Koba tsara toto ampahafolon’ny efaha* no hatao fanatitra avy amin’ny zavamaniry isanandro ka ny antsasany amin’ny maraina ary ny antsasany amin’ny hariva. Jereo ny toko |