Levitikosy 6:6 - Baiboly Katolika6 Tsy maintsy misy afo tsy maty, mirehitra mandrakariva, eo ambonin’ny ôtely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin’ny alitara fa tsy havela ho faty. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Ka afo tsy maty no hirehitra lalandava eo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ka afo tsy maty no hirehitra lalandava eo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin’ny alitara ka tsy havela ho faty. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin'ny alitara ka tsy havela ho faty. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin’ny alitara fa tsy havela ho faty. Jereo ny toko |
Nanao filokana izahay mpisorona, Levita, vahoaka, ny amin’ny hanaterana ny kitay hazo, mba samy hitondra izany ao an-tranon’ny Andriamanitsika, isam-pianakaviana araka ny anjara fotoany avy, amin’ny fotoana voaraikitra, isan-taona, mba harehitra eo ambonin’ny ôtelin’i Iaveh Andriamanitsika, araka ny voasoratra ao amin’ny lalàna.