Levitikosy 6:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ka afo tsy maty no hirehitra lalandava eo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin’ny alitara fa tsy havela ho faty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ka afo tsy maty no hirehitra lalandava eo ambonin’ny alitara. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Tsy maintsy misy afo tsy maty, mirehitra mandrakariva, eo ambonin’ny ôtely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin’ny alitara ka tsy havela ho faty. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia hisy afo mirehitra mandrakariva eo ambonin'ny alitara ka tsy havela ho faty. Jereo ny toko |
Nanao antsapaka izahay mpisorona sy levita ary sarambabem-bahoaka ny amin’ny hifandimbiasana hanatitra kitay hazo ho ao an-tranon’Andriamanitray, isam-pianakaviana amin’ny fotoanandro manandrify; isan-taona, araka izay voasoratra ao amin’ny lalàna, no hitondranay an’izany kitay izany mba handorana ny sorona eo ambonin’ny alitaran’ny TOMPO Andriamanitray.