Jeremia 3:2 - DIEM PROTESTANTA
Atopazo eny amin’ny havoana ny masonao: jereo raha misy toerana tsy nandrian’olona taminao. Tahaka ny Arabo mpirenireny any an-taniefitra miandry ny rembiny no nipetrahanao teo amoron-dalana niandry ny lehilahinao. Ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany.
Jereo ny toko
Andrandrao amin’ny tendrombohitra mangadihady ny masonao ka jereo: Taiza no tsy nandrian’olona taminao? Teny an-dalambe no niandrasanao azy toy ny Arabo any an-tany efitra; ary ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany.

Andrandrao amin’ny havoana ny masonao, ka jereo: Taiza no tsy nandotoana anao? Nipetraka eny an-dalambe eny ianao mba ho azy ireo, mova tsy ny Arabo any an’efitra! Ary ny fijangajanganao sy ny haratsiam-panahinao, dia efa nandotoanao ny tany;
Jereo ny toko
Andrandrao amin’ny tendrombohitra mangadihady ny masonao, ka jereo, Taiza no tsy nandrian’olona taminao? Teny an-dàlambe no niandrasanao azy Toy ny Arabo any an-efitra; Ary ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany,
Jereo ny toko
Andrandrao amin'ny tendrombohitra mangadihady ny masonao, ka jereo. Taiza no tsy nandrian'olona taminao? Teny an-dalambe no niandrasanao azy toy ny Arabo any an-efitra; Ary ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany,