Jeremia 7:29 - DIEM PROTESTANTA29 Hoy ny TOMPO hoe: «Ry vahoakan’i Joda, hetezo ka ario ny volonao lava izay marika fa voatokana ho Ahy ianao. Manaova hira fisaonana eny amin’ny havoana mangadihady; fa hariako sady ho laviko ianao, satria taranaka mahatezitra Ahy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Hetezo ny volonao, ry Jerosalema, ka ario, ary manaova hira fisaonana any an-tendrombohitra mangadihady satria lavin’NY TOMPO sy afoiny ny taranaka mahatezitra Azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Hoy ny TOMPO hoe: «Ry vahoakan’i Joda, hetezo ka ario ny volonao lava izay marika fa voatokana ho Ahy ianao. Manaova hira fisaonana eny amin’ny havoana mangadihady; fa hariako sady ho laviko ianao, satria taranaka mahatezitra Ahy.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika29 Harato ny volonao, dia ario; ka miventesa hira fisaonana eny amin’ny havoana, satria nakifik’i Iaveh sy nolaviny, ny taranaka mahatezitra azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Hetezo ny volonao, ry Jerosalema, ka ario, Ary manaova hira fahalahelovana any an-tendrombohitra mangadihady, Satria lavin’i Jehovah sy afoiny ny taranaka mahatezitra Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Hetezo ny volonao, ry Jerosalema, ka ario, ary manaova hira fahalahelovana any an-tendrombohitra mangadihady, satria lavin'i Jehovah sy afoiny ny taranaka mahatezitra Azy. Jereo ny toko |