Hosea 13:9 - DIEM PROTESTANTA
Ny maharingana anao, ry Israely, dia noho ianao manohitra Ahy Izay hany mahavonjy anao.
Jereo ny toko
Ringana ianao, ry Israely ô, satria nanohitra Ahy izay famonjena anao.
Jereo ny toko
Ny maharingana anao, ry Israely, dia noho ianao manohitra Ahy Izay hany mahavonjy anao.
Jereo ny toko
Izao no mahavery anao, ry Israely, dia ianao manohitra Ahy, manohitra an’izay vonjinao.
Jereo ny toko
Izao no maharingana anao, ry Isiraely ô; Manohitra Ahy Izay famonjena anao hianao.
Jereo ny toko
Izao no maharingana anao, ry Isiraely ô; Manohitra Ahy Izay famonjena anao ianao.
Jereo ny toko
Ringana ianao, ry Israely ô, satria nanohitra Ahy izay famonjena anao.
Jereo ny toko