Hosea 12:11 - DIEM PROTESTANTA
Niteny tamin’ireo mpaminany Aho fahizay ka nampitombo ny fahitana; ary tamin’ny alalan’ny mpaminany koa no nanaovako fanoharana.
Jereo ny toko
Niteny tamin’ny mpaminany koa Aho sady nahabetsaka ny fahitana, ary ny mpaminany dia nampilazako fanoharana.
Jereo ny toko
Niteny tamin’ireo mpaminany Aho fahizay ka nampitombo ny fahitana; ary tamin’ny alalan’ny mpaminany koa no nanaovako fanoharana.
Jereo ny toko
Niteny tamin’ny mpaminany Aho, ary Izaho koa no nahamaro ny fahitana, ary niteny tamin’ny fanoharana Aho tamin’ny alalan’ny mpaminany.
Jereo ny toko
Efa niteny tamin’ny mpaminany koa Aho, Sady Izaho no nahabetsaka ny fahitana, Ary ny mpaminany dia nampilazaiko ohatra.
Jereo ny toko
Efa niteny tamin'ny mpaminany koa Aho, sady Izaho no nahabetsaka ny fahitana, ary ny mpaminany dia nampilazaiko ohatra.
Jereo ny toko
Niteny tamin’ny mpaminany koa Aho sady nahabetsaka ny fahitana, ary ny mpaminany dia nampilazako fanoharana.
Jereo ny toko