Hosea 12:10 - DIEM PROTESTANTA10 Fa Izaho no TOMPO Andriamanitrao, hatry ny fony ianao tany Ejipta; ary hampitoetra anao an-day indray Aho, tahaka ny tamin’ny andro izay nihaonako taminao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Izaho no TOMPO Andriamanitrao hatrany amin’ny tany Ejipta; mbola hampitoetra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin’ny andro firavoravoana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Fa Izaho no TOMPO Andriamanitrao, hatry ny fony ianao tany Ejipta; ary hampitoetra anao an-day indray Aho, tahaka ny tamin’ny andro izay nihaonako taminao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ary Izaho no Iaveh Andriamanitrao hatrany amin’ny tany Ejipta; mbola hampitoetra an-day anao Aho toy ny amin’ny andro fety. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Nefa Izaho no Jehovah Andriamanitrao Hatrany amin’ny tany Egypta; Ary mbola hampitoetra anao an-day indray Aho Tahaka ny tamin’ny fotoam-pivavahana. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Nefa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin'ny tany Egypta; Ary mbola hampiditra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin'ny fotoam-pivavahana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Izaho no TOMPO Andriamanitrao hatrany amin’ny tany Ejipta; mbola hampitoetra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin’ny andro firavoravoana. Jereo ny toko |
Dia hoy ny navaliny: –Fatratra loatra ny fitiavako Anao, ry TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao ô, koa tsy tantiko intsony ny nandaozan’ireo Israelita ny fanekempihavananao; ny alitaranao noravany, ny mpaminaninao novonoiny ho faty; ary dia izaho irery ihany no sisa, nefa mbola mitady hahafaty ahy koa izy.