Hosea 9:15 - DIEM PROTESTANTA15 «Tao Gilgala, hoy ihany ny Tompo, no niseho ny haratsiany isan-karazany. Tao no nanombohako nankahala azy. Horoahiko izy hiala amin’ny toeram-ponenako noho ny ratsy izay nataony. Tsy hanam-pitiavana azy intsony Aho; mpikomy avokoa ny filohany rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ao Gilgala ny fahotany rehetra; eny, tao no nankahalako azy. Noho ny faharatsian’ny asany dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy. Tsy ho tia azy intsony Aho fa mpikomy avokoa ny mpanapaka azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 «Tao Gilgala, hoy ihany ny Tompo, no niseho ny haratsiany isan-karazany. Tao no nanombohako nankahala azy. Horoahiko izy hiala amin’ny toeram-ponenako noho ny ratsy izay nataony. Tsy hanam-pitiavana azy intsony Aho; mpikomy avokoa ny filohany rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Any Galgalà ny faharatsiany rehetra; fa tany no vao nankahalako azy. Noho ny faharatsian’ny ataony, horoahiko hiala ao an-tranoko izy; tsy hanam-pitiavana azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ao Gilgala ny fahotany rehetra, Eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian’ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, Mpiodina avokoa ny mpanapaka azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ao Gilgala ny fahotany rehetra, eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian'ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy. Jereo ny toko |
Ny mpitondra azy mitsara mba hahazoana tsolotra; ny mpisorony mampianatra ny lalàna mba hahazoana karama; ary ny mpaminaniny manambara ny ho avy mba hahazoana vola. Kanefa dia mbola miankina amin’ny TOMPO ihany ireo ka miteny hoe: «Tsy eto anivontsika ve ny TOMPO? Tsia, tsy hisy loza hanjo antsika.»