Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 9:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Voavely i Efraîma: maina ny fàkany ka tsy hamoa intsony izy. Na dia miteraka aza ny vehivavy ao aminy, dia hataoko maty ihany ny malala naloaky ny kibony.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Voaratra i Efraima, maina ny fotony ka tsy hamoa intsony izy; eny, na dia miteraka aza izy, dia hovonoiko ny nateraky ny kibony izay mahafinaritra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Voavely i Efraîma: maina ny fàkany ka tsy hamoa intsony izy. Na dia miteraka aza ny vehivavy ao aminy, dia hataoko maty ihany ny malala naloaky ny kibony.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Voa i Efraima, maina ny fakany, tsy hanoa intsony izy ireo; ary na dia miteraka aza izy, hovonoiko ny malalany naloaky ny kibony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Voaratra Efraima, Maina ny fakany, ka tsy hamoa izy; Eny, na dia miteraka aza izy, Dia hovonoiko ny zanany mahafinaritra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Voaratra Efraima, maina ny fakany, ka tsy hamoa izy; Eny, na dia miteraka aza izy, dia hovonoiko ny zanany mahafinaritra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Voaratra i Efraima, maina ny fotony ka tsy hamoa intsony izy; eny, na dia miteraka aza izy, dia hovonoiko ny nateraky ny kibony izay mahafinaritra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 9:16
10 Rohy Ifampitohizana  

Manaraka izany dia nisy salohim-bary fito hafa koa nipoitra taorian’ireo ka malazo sady nanakofa ary main’ny rivotra avy any atsinanana.


Fa ho tonga toy ny hazo efa ho faty izy; mihamaina ny fakany avy ao ambany ary mihamalazo ny raviny avy any ambony.


Vao tonga eo amin’ny toerany ireny, vao manomboka miely patrana, vao miorim-paka amin’ny tany, dia tsofin’ny fofonain’ny TOMPO ka mihamalazo; ary indreny fa voapaoka toy ny mololo indaosin’ny tadio.


Noho izany, dia ho tahaka ny mololo voadoron’ny afo sy ho tahaka ny bozaka levonin’ny afo no hanjo azy. Ho lò avy any am-potony izy ka ho lasa vovoka ny voniny, satria nariany ny fampianarana naroson’ny TOMPOn’izao rehetra izao ary notsiratsirainy ny tenin’ilay Masin’i Israely.


hanambara aminareo Israelita fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Havelako holotoina ny toerako masina izay fireharehànareo fatratra sy fifalian’ny masonareo ary fanantenàm-piainanareo. Ny zanakareo lahy sy vavy, izay tafajanona ao Jerosalema, dia ho fatin’ny sabatra.


Ampahorîna i Efraîma, voahitsakitsaka ny zony satria ninia nanenjika zava-manodoka izy.


Mamafy rivotra ianareo ka hijinja tadio. Fa hoy ny ohabolana hoe: «Vary tsy amin-tsalohy tsy vanon-ko lafarinina.»; ary raha tàhiny aza hisy, dia ny vahiny no handany azy.


Eny ivelany, dia ny sabatra no handringana; ao an-trano, dia ny tahotra no hahafaty. Ka samy hiharan’izany avokoa na zatovolahy na zatovovavy na zazakely na beantitra.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra