mandra-pandroakan’i Iaveh azy lavitra ny Tavany, araka izay voalazany tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompony rehetra, ka dia lasan-ko babo any Asiria lavitra ny taniny i Israely mandrak’androany.
Mika 2:5 - Baiboly Katolika Koa tsy hahita olona hanenjana ny famolaina hahazoanao anjara lova eo amin’ny fiangonan’i Iaveh. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa tsy hisy aminao hanenjana kofehy fandrefesana hanaovana antsapaka ao amin’ny fiangonan’NY TOMPO. DIEM PROTESTANTA Noho izany, dia tsy hisy amin’ny taranakareo hahazo zara tany rehefa hatao indray ny fizaràna eo amin’ny vahoakan’ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Noho izany, dia tsy hisy amin’ny taranakareo hahazo zara tany rehefa hatao indray ny fizaràna eo amin’ny vahoakan’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Koa tsy hisy aminao hanenjana famolaina akory hanaovana filokana Ao amin’ny fiangonan’i Jehovah. Malagasy Bible Koa tsy hisy aminao hanenjana famolaina akory hanaovana filokana Ao amin'ny fiangonan'i Jehovah. La Bible en Malgache Koa tsy hisy aminao hanenjana kofehy fandrefesana hanaovana antsapaka ao amin’ny fiangonan’NY TOMPO. |
mandra-pandroakan’i Iaveh azy lavitra ny Tavany, araka izay voalazany tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompony rehetra, ka dia lasan-ko babo any Asiria lavitra ny taniny i Israely mandrak’androany.
Izao no nandeha niala tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adaona, ary Emera, izay tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy:
Tsy honina eo amin’ny tanin’i Iaveh izy ireo; fa hiverina ho any Ejipta i Efraima, ary hihinana ny zava-padìna any Asiria izy ireo.
Izao no nandidian’i Môizy ny zanak’i Israely nataony hoe: Izany no tany hozarainareo amin’ny filokana sy nodidian’i Iaveh homena ny foko sivy sy ny antsasa-poko.
azo raisina hiditra amin’ny fiangonan’i Iaveh ny zaza nateraka avy amin’izy ireo, hatreo amin’ny taranaka fahatelo.»
Nony nomen’ny Avo indrindra zaratany ny firenena, nony natokotokony ny zanak’olombelona, dia nametra ny faritanin’ny vahoaka Izy; araka ny isan’ny zanak’i Israely.
Dia nanao filokana ho azy ireo, teo anatrehan’i Iaveh, i Jôsoe tao Silao, ka tao no nizaran’i Jôsoe ny tany tamin’ny zanak’i Israely araka ny anjarany.
Koa mifidiana telo lahy isam-poko ianareo, dia hirahiko izy, ary hiainga ka hitety ny tany ireo, ka handahatra ny toetry ny tany hizarana azy, ary hiverina atỳ amiko indray.