Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 7:61 - Baiboly Katolika

61 Izao no nandeha niala tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adaona, ary Emera, izay tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

61 Ary izao ireo niakatra avy tany Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba, Adona ary Imera, fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin’ny Israely izy na tsia:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

61 «Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba-Adôna sy Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

61 «Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba-Adôna sy Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

61 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin’ny Isiraely na tsia, izy):

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

61 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy):

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

61 Ary izao ireo niakatra avy tany Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba, Adona ary Imera, fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin’ny Israely izy na tsia:

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 7:61
3 Rohy Ifampitohizana  

Izao no nandeha avy tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adona, Emera, ka tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy:


Ary nisy 392 no tontalin’ny Natineanina sy ny taranaky ny mpanompon’i Salômôna.


ny taranak’i Dalaisa, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekôdà, 642.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra