Jeremia 40:8 - Baiboly Katolika
dia nanatona an’i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe i Ismaely zanak’i Nataniasa, i Johanàna sy i Jonatàna zanak’i Karea, i Seraiasa zanak’i Tanehometa, ireo zanak’i Efoì, sy i Netofà, ary i Jezoniasa zanak’ilay Môahatianina, dia ireo mbamin’ny olom-peheziny avy.
Jereo ny toko
dia tonga tany amin’i Gedalia tany Mizpa izy, dia Ismaela, zanak’i Netania; i Johanana sy i Jonatana, zanak’i Karea; i Seraia, zanak’i Tanometa; ny zanak’i Efay netofatita ary i Jazania, zanak’ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy.
Jereo ny toko
Koa nanatona an’i Gedalià tao Mitsepà niaraka tamin’ny olom-peheziny ary ireo lehiben’andia-miaramila ireo, fa ireto avy izy: i Jismahela zanakalahin’i Netanià, i Jôhanàna sy i Jônatàna samy zanakalahin’i Karea, i Seraià zanakalahin’i Tanehometa, ireo zanakalahin’i Hôfay avy any Netôfà, ary i Jazanià avy any Mahekà.

dia tonga tany amin’i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak’i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak’i Karea, sy Seraia, zanak’i Tanometa, sy ny zanak’i Efay Netofatita ary Jazania, zanak’ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy.
Jereo ny toko
dia tonga tany amin'i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak'i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak'i Karea, sy Seraia, zanak'i Tanometa, sy ny zanak'i Efay Netofatita ary Jazania, zanak'ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy.