Jeremia 40:13 - Baiboly Katolika13 Fa i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila tany ambanivohitra rehetra kosa, tonga tany amin’i Godoliasa tany Masfà, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ary i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tany an-tsaha dia tonga tany amin’i Gedalia tany Mizpa Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Indray andro dia tonga nihaona tamin’i Gedalià tao Mitsepà i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy ireo olon-kafa lehiben’ny andia-miaramila izay mbola tany an-tsaha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Indray andro dia tonga nihaona tamin’i Gedalià tao Mitsepà i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy ireo olon-kafa lehiben’ny andia-miaramila izay mbola tany an-tsaha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tany an-tsaha dia tonga tany amin’i Gedalia tany Mizpa Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tany an-tsaha dia tonga tany amin'i Gedalia tany Mizpa Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ary i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tany an-tsaha dia tonga tany amin’i Gedalia tany Mizpa Jereo ny toko |