Ezra 2:2 - Baiboly Katolika2 dia niverina niaraka tamin’i Zôrôbabela, i Jôsoe, i Nehemia, i Saraiasa, i Rahelaiasa, i Mardokea, i Belsàna, i Mesfara, i Begoai, i Rehoma, i Baanà. Izao no isan’ny ankapobem-bahoaka tamin’i Israely: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Izy ireo dia niaraka tamin’i Zerobabela, i Josoa, i Nehemia, i Seraia, i Relaia, i Mordekay, i Bilsana, i Mispara, i Bigvay, i Rehoma ary i Bana. Ny isan’ny lehilahy tamin’ny Israely dia izao: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 ireo no nandeha niaraka tamin’ireto mpitarika azy ireto, dia ry i Zerobabela, i Jesoa, i Nehemià, i Seraià, i Relaià, i Môrdôkay, i Bilsàna, i Mispara, i Bigvay, i Rehoma, ary i Bahanà. Izao kosa no isan’ny vatan-dehilahy tao anatin’izany andian’Israelita izany: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 ireo no nandeha niaraka tamin’ireto mpitarika azy ireto, dia ry i Zerobabela, i Jesoa, i Nehemià, i Seraià, i Relaià, i Môrdôkay, i Bilsàna, i Mispara, i Bigvay, i Rehoma, ary i Bahanà. Izao kosa no isan’ny vatan-dehilahy tao anatin’izany andian’Israelita izany: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 dia ny olona izay niaraka tamin’i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan’ny lehilahy tamin’ny Isiraely dia izao: – Jereo ny tokoMalagasy Bible2 dia ny olona izay niaraka tamin'i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan'ny lehilahy tamin'ny Isiraely dia izao: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Izy ireo dia niaraka tamin’i Zerobabela, i Josoa, i Nehemia, i Seraia, i Relaia, i Mordekay, i Bilsana, i Mispara, i Bigvay, i Rehoma ary i Bana. Ny isan’ny lehilahy tamin’ny Israely dia izao: Jereo ny toko |
Fa namaly azy kosa i Zôrôbabela sy i Jôsoe mbamin’ireo namany loham-pianakavian’i Israely nanao hoe: «Tsy mety raha izahay sy ianareo no miara-manao ny tranon’Andriamanitray, fa izahay ihany no hanao azy, ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, araka ny voadidin’ny mpanjaka, dia i Sirosa mpanjakan’i Persa.»