Jeremia 40:6 - Baiboly Katolika6 Nankany amin’i Godoliasa, tany Masfà, i Jeremia, ka niara-nonina taminy, teo amin’ny vahoaka sisa navela teo amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary i Jeremia dia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-monina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Ary i Jeremià nankany amin’i Gedalià zanakalahin’i Ahikama tao Mitsepà, ka niara-nipetraka taminy teo anivon’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary i Jeremià nankany amin’i Gedalià zanakalahin’i Ahikama tao Mitsepà, ka niara-nipetraka taminy teo anivon’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary Jeremia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona tamin’ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary Jeremia nankany amin'i Gedalia, zanak'i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin'ny vahoaka izay sisa velona tamin'ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Ary i Jeremia dia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-monina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany. Jereo ny toko |