Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 40:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Ary i Jeremià nankany amin’i Gedalià zanakalahin’i Ahikama tao Mitsepà, ka niara-nipetraka taminy teo anivon’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary i Jeremia dia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-monina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ary i Jeremià nankany amin’i Gedalià zanakalahin’i Ahikama tao Mitsepà, ka niara-nipetraka taminy teo anivon’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Nankany amin’i Godoliasa, tany Masfà, i Jeremia, ka niara-nonina taminy, teo amin’ny vahoaka sisa navela teo amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Jeremia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona tamin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Jeremia nankany amin'i Gedalia, zanak'i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin'ny vahoaka izay sisa velona tamin'ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary i Jeremia dia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-monina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 40:6
8 Rohy Ifampitohizana  

Novorin’i Asà mpanjaka ny Jodeanina rehetra; ka ireo no nanaisotra ny vato sy ny hazo tao Ramà, izay vao nohamafisin’i Bahasà. Dia nampiasan’i Asà ireo fitaovana ireo hanamafisana an’i Geba sy i Mitsepà.


ka nampaniraka haka an’i Jeremià tao an-kianjan’ny trano fiambenana, dia nanolotra azy teo an-tanan’i Gedalià, zanakalahin’i Ahikama sady zafikelin’i Safàna. Ary i Gadalià kosa dia hamela an’i Jeremià hody any aminy. Dia niaina teo anivon’ny vahoaka i Jeremià.


Kanjo tamin’ny volana fahafiton’io taona io ihany dia tonga tany amin’i Gedalià tao Mitsepà, niaraka tamin’ny olona folo lahy i Jismahela, zanakalahin’i Netanià sy zafikelin’i Elisamà; fianakavian’ny mpanjaka io Jismahela io sady anisan’ny manamboninahiny. Koa raha mbola teo am-pihinanana niaraka tamin’i Gedalià iny indrindra,


i Dilehàna, i Mitsepà, i Jôkteela,


i Mitsipè, i Kefirà, i Môtsà,


Dia niainga ny Israelita rehetra ary tafangona toy ny olona iray izy hatrany Dana ka hatrany Beera-Seba sy hatrany amin’ny faritr’i Gilehada no nivory teo anatrehan’ny TOMPO tao Mitsepà.


Fony nivory tao Mitsepà ny lehilahy israelita, dia nianiana fa tsy hisy hanome ny zanany vavy hanambady lehilahy Benjaminita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra