Isaia 22:12 - Baiboly Katolika
Ny Tompo Iavehn’ny tafika, niantso anareo, tamin’izany andro izany, hitomany sy higogogogo, hibory loha sy hisikina lasàka.
Jereo ny toko
Amin’izany andro izany dia hiantso NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, hiantso fitomaniana sy fitolokoana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana;
Jereo ny toko
Tamin’izany andro izany dia niantso anareo ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao mba hitomany sy hitoloko, hanaratra volon-doha sy hitondra lamba fisaonana.
Jereo ny toko
Tamin’izany andro izany dia niantso anareo ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao mba hitomany sy hitoloko, hanaratra volon-doha sy hitondra lamba fisaonana.
Jereo ny toko
Ary amin’izany andro izany Jehovah, Tompon’ny maro, Hiantso fitomaniana sy fioriana Sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana.
Jereo ny toko
Ary amin'izany andro izany Jehovah, Tompon'ny maro, Hiantso fitomaniana sy fioriana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana.
Jereo ny toko
Amin’izany andro izany dia hiantso NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, hiantso fitomaniana sy fitolokoana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana;
Jereo ny toko